Entries by ד"ר טל פבל

Fanakànana ny encyclopédie Wikipédia any Iran

Araka ny vaovao nivoaka tamin’ny teny Anglisy sy persiana tamin’ny 25 Jolay, ny tranonkala malalaka encyclopédie Wikipédia dia nosakanana any Iran ary tsy nety nidirana. Ireo mpampiasa ka nanandrana niditra tamin’ilay tranonkala dia samy nahazo ity pejy fibahanana ity avokoa milaza hoe « Mifanaraka amin’ny lalàna momba ny heloka atao amin’ny alalan’ny solosaina (heloka bevava) dia tsy afaka idirana intsony ity tranonkala […]

Fanivànana tranonkala any Afovoany Atsinanana ampiasàna ny Bing, loha-milina mpikaroka an’ny Microsoft

Ny fikarohana natao tany ampiandohan’ity taona ity dia nandalinana ny fivelatry ny sivana aterineto any amin’ny firenena Arabo ary ampiasàna ny loha-milina mpikaroka, Bing an’ny Microsoft hijerena ireo lohahevitra mirona amin’ny firaisana ara-nofo. Ny loha-milina mpikaroka, Bing dia miasa amina tenimpirenena 41 ary manolotra fanivànana tranonkala mifototra amina fampidiràna mialoha ny tenifototra ho ao anatin’ny rindrambaiko, arakaraky ny firenena samihafa. Amin’io fomba […]